|
|
|
|

Teny iditra1  mandrakizay antaranoana
Singan-teny  2  mandrakizay, antaranoana
Sokajin-teny  3  tambinteny
Fanazavàna teny frantsay  4  éternellement [1.3]
Ohatra  5  fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao [2.285#157]
Tovy hevitra  6  mandrakizay alaovalo, mandrakizay doria
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny tambinteny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16